Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 6:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanjaka: Raha tsy vonjen'i Jehovah ianao, aiza no hamonjeko anao? Amin'ny famoloana va, sa amin'ny famiazam-boaloboka?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6

Jereo 2 Mpanjaka 6:27 amin'ny teny manodidina.