Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 6:18 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nidina nankany aminy ireo, ary Elisa nivavaka tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Mifona aminao aho, ataovy manjambena ireto olona ireto. Ary dia nataony manjambena ireo araka ny tenin'i Elisa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6

Jereo 2 Mpanjaka 6:18 amin'ny teny manodidina.