Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 5:26 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy kosa Elisa taminy: Tsy niaraka taminao ihany va ny foko tamin'ilay nihodina niala tamin'ny kalesy hitsena anao ralehilahy? Moa andro fandraisam-bola, na fandraisana fitafiana, na tanin'oliva, na tanim-boaloboka, na ondry aman'osy, na omby, na ankizilahy, na ankizivavy va izao?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:26 amin'ny teny manodidina.