Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 5:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niverina nankao amin'ny lehilahin'Andriamanitra izy mbamin'izay rehetra nanaraka azy, dia tonga tao ary nitsangana teo anatrehany ka nanao hoe: Indro, fantatro fa tsy misy Andriamanitra amin'ny tany rehetra, afa-tsy ato amin'ny Isiraely ihany koa masìna ianao, raiso ny saotra aterin'ny mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:15 amin'ny teny manodidina.