Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 5:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Namàna, komandin'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Syria, dia olona lehibe teo anatrehan'ny tompony sady nanan-kaja, satria izy no namonjen'i Jehovah an'i Syria; ary lehilahy mahery izy, nefa kosa boka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:1 amin'ny teny manodidina.