Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niala teo aminy ravehivavy ka nirindrim-baravarana mbamin'izy mirahalahy zanany, ary izy mirahalahy nitondra ny vilany ho any aminy, fa reniny kosa nanidina ny diloilo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:5 amin'ny teny manodidina.