Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Elisa niverina nankany Gilgala; ary nisy mosary tamin'ny tany; ary ny zanakalahin'ny mpaminany nipetraka teo anatrehany, ka hoy izy tamin'ny zatovony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, ary mahandroa hanina ho an'ny zanakalahin'ny mpaminany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:38 amin'ny teny manodidina.