Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Elisa niantso an'i Gehazy ka nanao hoe: Antsoy ilay Sonemita. Dia nantsoiny izy. Ary rehefa tafiditra tao aminy izy, dia hoy Elisa: Raiso ny zanakao.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:36 amin'ny teny manodidina.