Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy tamin'i Gehazy: Misikina, ary ento eny an-tananao ny tehiko, ka mandehana, raha mifanena amin'olona ianao, aza miarahaba azy; ary raha misy miarahaba anao, aza mamaly azy akory; ary apetraho eo amin'ny tavan'ny zazalahy ny tehiko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:29 amin'ny teny manodidina.