Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy: Raha mby amin'ny fotoana, raha avy ny taona toy izao, dia hitrotro zazalahy ianao. Ary hoy ravehivavy: Tsia, ry tompoko, lehilahin'Andriamanitra, aza mandainga amin'ny ankizivavinao.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:16 amin'ny teny manodidina.