Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Elisa tamin'i Gehazy: Mba lazao amin-dravehivavy hoe: Indro, efa niahy anay tamin'izao fiahiana rehetra izao ianao, koa inona kosa no mba hatao ho anao? Tianao holazaina amin'ny mpanjaka va ianao, na amin'ny komandin'ny miaramila? Dia namaly ravehivavy hoe: Mitoetra atỳ amin'ny fireneko aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:13 amin'ny teny manodidina.