Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 4:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy vehivavy anankiray, vadin'ny zanaky ny mpaminany, nitaraina tamin'i Elisa hoe: Maty ny vadiko mpanomponao; ary ianao mahalala fa natahotra an'i Jehovah ny mpanomponao; nefa tonga ny tompo-trosa haka ny zanako mirahalahy ho andevony

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:1 amin'ny teny manodidina.