Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 3:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Josafata: Tsy misy mpaminanin'i Jehovah va eto hanontaniantsika amin'i Jehovah? Ary nisy anankiray tamin'ny mpanompon'ny mpanjakan'ny Isiraely namaly ka nanao hoe: Ato ihany Elisa, zanak'i Safata, ilay mpanondra-drano ny tànan'i Elia.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:11 amin'ny teny manodidina.