Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 25:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro fahafito tamin'ny volana fahadimy tamin'ny taona fahasivy ambin'ny folo nanjakan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, mpanompon'ny mpanjakan'i Babylona,

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:8 amin'ny teny manodidina.