Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 25:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy voabanga ny tanana, dia nandositra alina ny miaramila rehetra tamin'ny lalana nankamin'ny vavahady tanelanelan'ny manda roa, izay eo anilan'ny sahan'ny mpanjaka (fa ny Kaldeana nanodidina ny tanàna), ary ny mpanjaka nandeha tamin'ny lalana mankeny amin'ny tani-hay.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:4 amin'ny teny manodidina.