Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 25:19 Malagasy Bible (MG1865)

ary tao an-tanàna no nisamborany ny tandapa anankiray, mpifehy ny miaramila, ary dimy lahy tamin'izay mpitoetra teo anatrehan'ny mpanjaka, izay hita tao an-tanàna, ary ny mpanoratry ny komandin'ny miaramila, izay mpandamina ny ho miaramila, sy ny olona tompon-tany enim-polo lahy, izay hitany tao an-tanàna;

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:19 amin'ny teny manodidina.