Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 24:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjakan'i Egypta tsy nivoaka avy tany amin'ny taniny intsony; fa lasan'ny mpanjakan'i Babylona izay rehetra an'ny mpanjakan'i Egypta hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta ka hatramin'ny ony Eofrata.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:7 amin'ny teny manodidina.