Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 24:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah nampandeha ny miaramilan'ny Kaldeana sy ny miaramilan'ny Syriana sy ny miaramilan'i Moaba ary ny miaramilan'ny taranak'i Amona hiady aminy: dia nampandehaniny hiady amin'ny Joda ireo mba handrava azy araka ny tenin'i Jehovah, izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:2 amin'ny teny manodidina.