Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 23:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny mpisorona tamin'ny fitoerana avo tsy navela hanatitra teo ambonin'ny alitaran'i Jehovah any Jerosalema; nefa nahazo niara-nihinana mofo tsy misy masirasira tamin'ny rahalahiny ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:9 amin'ny teny manodidina.