Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 23:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Aseraha navoakany hiala amin'ny tranon'i Jehovah ho any ivelan'i Jerosalema, ao amin'ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nodorany tao io ka notorotoroiny ho vovoka, ary ny vovony nafafiny teny ambonin'ny fasam-bahoaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:6 amin'ny teny manodidina.