Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 23:36 Malagasy Bible (MG1865)

Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin'ny folo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Zebida, zanakavavin'i Pedaia, avy any Romaha.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:36 amin'ny teny manodidina.