Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 23:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fatiny dia napetraky ny mpanompony tao anaty kalesy ka nentiny niala tao Megido ho any Jerosalema, dia naleviny tao amin'ny fasany. Ary nalain'ny vahoaka Joahaza, zanak'i Josia, dia nohosorany ka nampanjakainy handimby an-drainy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:30 amin'ny teny manodidina.