Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 23:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny nanao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana sy ny terafima sy ny sampy ary ny fahavetavetana rehetra izay hita tany amin'ny tany Joda sy tany Jerosalema dia nesorin'i Josia koa, mba hanatanterahana ny tenin'ny lalàna voasoratra ao amin'ilay boky hitan'i Hilkia mpisorona tao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:24 amin'ny teny manodidina.