Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 23:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo alitara teo an-tampon-trano ambony amin'ny tranon'i Ahaza, izay nataon'ireo mpanjakan'ny Joda, sy ny alitara izay nataon'i Manase tao anatin'ny kianja roa tamin'ny tranon'i Jehovah, dia noravan'ny mpanjaka ka notorotoroiny, dia nafafiny tany amin'ny lohasahan-driaka Kidrona ny vovony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:12 amin'ny teny manodidina.