Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 22:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Safana mpanoratra niverina ho any amin'ny mpanjaka nitondra valiny nanao hoe: Ny mpanomponao dia efa nandrotsaka ny vola izay azo tao an-trano ka nanolotra azy teo an-tànan'ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin'ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22

Jereo 2 Mpanjaka 22:9 amin'ny teny manodidina.