Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 22:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah kosa izy ka nandeha tamin'izay rehetra nalehan'i Davida rainy, fa tsy mba nivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22

Jereo 2 Mpanjaka 22:2 amin'ny teny manodidina.