Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 22:19 Malagasy Bible (MG1865)

satria nino anatra ianao ka nanetry tena teo anatrehan'i Jehovah, raha nandre izay nolazaiko ny amin'izay hanjo ity tanàna ity sy ny mponina eto dia ny handravana azy sy ny hahatongavany ho fanozonana ka nandriatra ny fitafianao sady nitomany teo anatrehako ianao, dia Izaho kosa efa nihaino, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22

Jereo 2 Mpanjaka 22:19 amin'ny teny manodidina.