Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 21:11 Malagasy Bible (MG1865)

Satria Manase, mpanjakan'ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon'ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin'ny sampiny,

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 21

Jereo 2 Mpanjaka 21:11 amin'ny teny manodidina.