Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 20:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hampiako dimy ambin'ny folo taona ny andronao; sady hamonjy anao sy ity tanàna ity amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria Aho; ary hiaro ity tanàna ity Aho noho ny amin'ny tenako sy Davida mpanompoko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20

Jereo 2 Mpanjaka 20:6 amin'ny teny manodidina.