Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 2:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nahita izany Elisa, dia niantso hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, eny kalesin'ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! Dia tsy nahita azy intsony izy. Ary noraisiny ny fitafiany ka notriariny roa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:12 amin'ny teny manodidina.