Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 19:19 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, mitaraina aminao aho, vonjeo izahay amin'ny tànany, mba hahafantaran'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany fa Hianao dia Hianao irery ihany, Jehovah ô, no Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:19 amin'ny teny manodidina.