Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Eliakima, zanak'i Hilkia izay lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak'i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin'i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:37 amin'ny teny manodidina.