Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:31 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mihaino an'i Hezekia; fa izao no lazain'ny mpanjakan'i Asyria: Manaova fanekena amiko hiadanana, ka mankanesa atỳ amiko, ary samia homana ny voalobony sy ny aviaviny, ary samia misotro ny rano avy amin'ny lavaka famorian-dranony avy ianareo,

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:31 amin'ny teny manodidina.