Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Eliakima, zanak'i Hilkia, sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy aminay mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren'ny olona eny ambonin'ny mànda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:26 amin'ny teny manodidina.