Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary nanjaka sivy amby roa-polo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin'i Zakaria.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:2 amin'ny teny manodidina.