Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjakan'i Asyria nitondra ny Isiraely ho babo tany Asyria ka nametraka azy tao Hala sy teo amoron'i Habora, onin'i Gozana, ary teny amin'ny tanànan'ny Mediana,

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:11 amin'ny teny manodidina.