Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Zanak'Isiraely dia nanao teny tsy marina ho enti-manakona an'i Jehovah Andriamaniny ka nanao fitoerana avo teny amin'ny tanànany rehetra, dia hatramin'ny tilikambon'ny mpiambina ka hatramin'ny tanàna mimànda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:9 amin'ny teny manodidina.