Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjakan'i Asyria nahita fa niodina Hosea; fa efa naniraka olona tany amin'i So, mpanjakan'i Egypta, izy sady tsy nanatitra hetra ho an'ny mpanjakan'i Asyria intsony tahaka ny fanaony isan-taona; koa dia nanidy azy ny mpanjakan'i Asyria sy namatotra azy tao an-trano-maizina.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:4 amin'ny teny manodidina.