Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nolaviny ny didiny sy ny fanekeny izay nataony tamin'ny razany mbamin'ny teni-vavolombelony izay nananarany azy; ary nandeha nanaraka ny zava-poana izy, ka dia tonga zava-poana koa ary nanaraka ny jentilisa manodidina azy, izay efa nandraran'i Jehovah azy mba tsy halainy tahaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:15 amin'ny teny manodidina.