Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:13 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain'i Jehovah nananatra ny Isiraely sy ny Joda hoe: Mialà amin'ny lalanareo ratsy, ary tandremo ny lalàko sy ny didiko, araka ny lalàna rehetra izay nandidiako ny razanareo sy izay nanirahako ny mpaminany mpanompoko ho aminareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:13 amin'ny teny manodidina.