Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:11 Malagasy Bible (MG1865)

ary nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo rehetra izy, tahaka ny nataon'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloany, sady nanao zavatra ratsy ka nampahatezitra an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:11 amin'ny teny manodidina.