Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 16:2 Malagasy Bible (MG1865)

Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny nataon'i Davida rainy izy;

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 16

Jereo 2 Mpanjaka 16:2 amin'ny teny manodidina.