Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 15:35 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana; fa mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo ihany ny olona. Izy no nanao ny vavahady ambony amin'ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:35 amin'ny teny manodidina.