Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 15:32 Malagasy Bible (MG1865)

Tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Peka, zanak'i Remalia, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Jotama, zanak'i Ozia, mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:32 amin'ny teny manodidina.