Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 15:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Peka, zanak'i Remalia, lefiny, dia nikomy taminy ka namely an'i Pekahia mbamin'i Argoba sy Aria teo Samaria, tao amin'ny trano-avo amin'ny lapa, ary teo amin'Peka nisy olona dimam-polo lahy tamin'ny taranak'i Gileada; koa namono azy izy, dia nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:25 amin'ny teny manodidina.