Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 15:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Menahema, zanak'i Gady, niakatra avy tany Tirza ka nankany Samaria, dia namely an'i Saloma, zanak'i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:14 amin'ny teny manodidina.