Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 15:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Saloma, zanak'i Jabesy, nikomy taminy, dia namely azy teo anatrehan'ny olona ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:10 amin'ny teny manodidina.