Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 14:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joasy lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tany Samaria tao amin'ny mpanjakan'ny Isiraely izy; ary Jeroboama zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:16 amin'ny teny manodidina.