Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 13:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy; ary Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:9 amin'ny teny manodidina.