Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 13:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy nandevina olona, dia, indro, nahita ireo mpitoha ady izy, ka dia natsipiny tao am-pasan'i Elisa ny faty; ary raha vao nitehika tamin'ny taolan'i Elisa ny fatin-dralehilahy, dia velona izy ka nijoro tamin'ny tongony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:21 amin'ny teny manodidina.